Monthly Archives: avril 2023

▶️ 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 Fondation Sodiat 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗺𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 INTER MÉDIAS 2023 – Iray eny an-Kianja 🏀⚽️
✅ Notanterahina io tolakandro io tetsy Antanimena ny fifanaovan-tsonia fiarahamiasa teo amin’ny roa tonta
📷 Fondation Sodiat
[aigpl-gallery id= »15791″]
📣Inter Médias 2023 « IRAY ENY AN-KIANJA »🇲🇬
📌 ho an’ireo orinasan-gazety sy fikambanan’ny mpanao gazety
🏀Basikety Lahy sy Vavy (12, anatiny ny mpanazatra roa)
⚽️Kitra Lahy (15, anatiny ny mpanazatra roa)
📌Fifanintsanana 22 sy 23 aprily
🏆Manasa-dalana sy famaranana 6 mey
📌Toerana : Antananarivo
📌 anjara : 60 000 ariary isaky ny orinasan-gazety (Taranja roa), arotsaka MVOLA 0340903569 amin’ny anaran’i Kantosoa, eo am-pisoratana anarana
📧Fisoratana anarana : alefa amin’ny adiresy mailaka intermedias.ojm@gmail.com, ny 7 hatramin’ny 17 aprily 2023
📌Anatin’ity rohy ity ny taratasy fisoratana anarana https://drive.google.com/…/1ctRh5NNSCg0hMp3AJDr…/view…
Mandraisa anjara !