Mpanao gazety 21 anatin’ny Faritra Amoron’i Mania no namaly ny antso, nandray anjara tamin’ny atrikasa, nokarakarain’ny FID (Fonds d’Intervention pour le Développement), ho fampahafantarana ny antsoina hoe « Protection Sociale » na fiahiana ara-tsosialy, ny alakamisy 22 jona 2023.