Le projet Medialab pour Elles est arrivé à son terme. Une cérémonie de présentation des activités menées, ainsi que des résultats des enquêtes réalisées pendant cette année de mise en œuvre, a eu lieu vendredi 8 avril 2022 au Louvre Antaninarenina.
Mpanao gazety 14 ao anatin’ny faritra Menabe no nanaraka fiofanana momba ny asa fanaovan-gazety fanadihadiana lalina, na « journalisme d’investigation », miompana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana.
Tojo tsy fahasalamana ny mpanao gazety Ony Rambelo.
Raha araka ny fampitana avy amin’ireo namana sy akaiky azy dia ao amin’ny hopitaly HJRA hiatrika fandidiana maika izy. Noho izany: manentana ny fifanohanantsika amin’ny vady aman-janany. Isika rehetra izay terem-panahy ka hanome izay voarambin’ny tanana dia azontsika alefa mivantana amin’ny laharana 0340255424 (mivantana amin’ny vady aman-janany) izany.
Mpanao gazety: iray ihany isika. Iray vatsy, iray aina. Mifanohana amin’ny rehetra na amin’ny tsara fa indrindra amin’ny sarotra.
Sary: Facebook Ony Rambelo.
Mandalo eto an-tanindrazana RAZA Ellys, "Miss Madagascar 1990", monina sy miasa any Frantsa.
Misehatra eo amin'ny fikolokoloana endrika amam-bika izy
Birao OJM Vakinankaratra nizara traikefa
Nitondra fampahafantarana mahakasika ny Holafitry ny Mpanao Gazety tamin’ireo mpianatry ny Oniversite Advantista Ambohibary Sambaina ny Biraon’ny OJM eto Vakinankaratra.
Ilain’ny mpanao gazety ny fananana torohay mikasika ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza mialoha ny hanoratany sy mialoha ny hampahafantarany vaovao ho an’ny vahoaka.