FANGATAHANA FIARAHA-MIASA
Mangataka fiaraha-miasa ny amin’ny hikarohana ireo fitaovana very tamina vaky trano ny mpanao gazety, RNM TVM Vohémar.
Miarahaba an-dRAKOTONDRAIBE Andry Lalaina, mpanao gazetin’ny Radio Feon’Itasy (Radio Fy), Miarinarivo, faritra Itasy, mitondra ny solon’anarana Andry Elrà, nahazo ny loka voalohany tamin’ny Sokajy Amboaran-tononkalo.
Ampahan-tsarin’ny fanamarihana ny 8 martsa, an’ny vehivavy mpanao gazety, manerana ny Nosy.