Category Archives: Fil d’Infos

📌Mpanao gazety 21 anatin’ny Faritra Amoron’i Mania no namaly ny antso, nandray anjara tamin’ny atrikasa, nokarakarain’ny FID (Fonds d’Intervention pour le Développement), ho fampahafantarana ny antsoina hoe « Protection Sociale » na fiahiana ara-tsosialy, ny alakamisy 22 jona 2023.

➡️Vita ny herinandro teo, tao anatin’ny firahalahiana tanteraka, ny famindram-pahefana teo amin’ny filohan’ny fikambanana 𝕊𝔸𝕍𝔸 𝕄𝔼𝔻𝕀𝔸𝕊 teo aloha namana LEVITA René sy ny filoha vaovao namana ALAIN Vivier.
Niatrika izany ireo manam-pahefana aty amin’ny faritra SAVA notarihin’ny prefen’i Sambava Andriamatoa MADINA Francis Émilien Romly.
𝙈𝙞𝙤𝙢𝙗𝙤𝙣’𝙖𝙡𝙖𝙝𝙚𝙡𝙤 𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙤𝙢𝙗𝙤𝙢-𝙥𝙤 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙡𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙤𝙙𝙞𝙖𝙢𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙣𝙖𝙢𝙖𝙣𝙖, 𝙢𝙥𝙞𝙖𝙧𝙖-𝙢𝙞𝙖𝙨𝙖, 𝙢𝙥𝙞𝙯𝙖𝙧𝙖 𝙩𝙧𝙖𝙞𝙠𝙚𝙛𝙖 𝙨𝙮 𝙢𝙥𝙖𝙢𝙥𝙞𝙤𝙛𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙜𝙖𝙯𝙚𝙩𝙮, 𝕄𝕚𝕣𝕒𝕟𝕒 ℝ𝔸ℤ𝔸𝔽𝕀ℕ𝔻ℝ𝔸ℤ𝔸𝕂𝔸, ny alatsinainy 12 jona 2023, teo amin’ny faha-41 taonany.
⚠️𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔: 𝗔𝗩𝗘𝗟𝗔𝗢 𝗛𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗚𝗔𝗭𝗘𝗧𝗬 ‼️
Zava-misy naharaisana tatitra :
📣Inter Médias 2023 « IRAY ENY AN-KIANJA »🇲🇬
📌 ho an’ireo orinasan-gazety sy fikambanan’ny mpanao gazety
🏀Basikety Lahy sy Vavy (12, anatiny ny mpanazatra roa)
⚽️Kitra Lahy (15, anatiny ny mpanazatra roa)
📌Fifanintsanana 22 sy 23 aprily
🏆Manasa-dalana sy famaranana 6 mey
📌Toerana : Antananarivo
📌 anjara : 60 000 ariary isaky ny orinasan-gazety (Taranja roa), arotsaka MVOLA 0340903569 amin’ny anaran’i Kantosoa, eo am-pisoratana anarana
📧Fisoratana anarana : alefa amin’ny adiresy mailaka intermedias.ojm@gmail.com, ny 7 hatramin’ny 17 aprily 2023
📌Anatin’ity rohy ity ny taratasy fisoratana anarana https://drive.google.com/…/1ctRh5NNSCg0hMp3AJDr…/view…
Mandraisa anjara !