Zoro Hay

Zoro Hay

ZORO HAY

Izarana ireo tsara ho fantatra sy ny voalazan’ny lalàna momba ny asa fanaovan-gazety. Isaky ny alatsinainy tapa-bolana eto amin’ny Takelaka manokana Facebook ahitana ny OJM, ary ny Kaonty Twitter OJM

Afaka arahinao ao anaty tranon-kala ny OJM koa izany, ity ny rohy : https://ojm.mg/zoro-hay/

𝗜𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗭𝗔𝗥𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗧𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗠𝗔𝗥𝗜𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗛𝗢𝗘 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗚𝗔𝗭𝗘𝗧𝗬 𝗠𝗔𝗧𝗜𝗛𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔.

Afangarontsika matetika amin’ny asan’ny ᴍᴘᴀɴᴀᴏ ɢᴀᴢᴇᴛʏ ny ғɪᴋɪʀᴀᴋɪʀᴀɴᴀ ᴛᴀᴍʙᴀᴊᴏᴛʀᴀ sᴏsɪᴀʟʏ sy ny ғᴀɴᴇɴᴛᴀɴᴀɴᴀ ғᴀɴᴅᴀʜᴀʀᴀɴᴀ.