Ny irariana amin’izao fahatsiarovana ny faha-75 taonan’ny tolom-panafahana 29 martsa 1947 izao, dia ny mba hiainantsika indray ankehitriny, ny fiombonam-po sy ny firaisankina nasehon’ireo maherifo, nitolona ho an’ny Tanindrazana tamin’izany.
Mba hiredareda ao am-pontsika mpanao gazety ihany koa ny afon’ny fitiavana ny Tanindrazana.
« Mpanao gazety matianina. Miray hina ho amin’ny fampandrosoana »