Toy ireo faritra rehetra, hiaraka hanamarika ny Andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ihany koa ny faritra Boeny. Toy izao ny fandaharam-potoanan’ireo hetsika hatao :
Toy ireo faritra rehetra, hiaraka hanamarika ny Andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ihany koa ny faritra Boeny. Toy izao ny fandaharam-potoanan’ireo hetsika hatao :
Mpanao gazety 73 tamin’ireo nandefa antontan-taratasy fangatahana 122 no nahazo fankatoavana vonjy maika avy amin’ny Vaomiera isasahana foibe na ny CPC, hisitraka ny karatra maha matihanina andiany fahatelo.
Miarahaba an-dRAKOTONDRAIBE Andry Lalaina, mpanao gazetin’ny Radio Feon’Itasy (Radio Fy), Miarinarivo, faritra Itasy, mitondra ny solon’anarana Andry Elrà, nahazo ny loka voalohany tamin’ny Sokajy Amboaran-tononkalo.