Blog

RIVO-DOZA BATSIRAI

Mankahery sy miombom-po amintsika mpanao gazety rehetra manerana ny Nosy, indrindra ireo any amin’ny faritra lalovan’ny rivo-doza Batsirai, ny OJM.

Toy ny mpiray tanindrazana aminy dia miatrika sy miaina tanteraka ity loza voajanahary ity ny mpanao gazety, no sady manangona sy miezaka hatrany koa mampita vaovao ho an’ny olom-pirenena.
Asa masina. Manan-danja.
« Miray hina ho amin’ny fampandrosoana ».