Author Archives: e-fandrai

๐Ÿ“๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ก๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ง๐—˜๐—Ÿ๐—ข
Hatomboka ny talata ๐Ÿญ๐Ÿฌ ๐—ผ๐—ธ๐˜๐—ผ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฏ ny fizarana ny karatra maha-mpanao gazety matihanina, andiany fahatelo.
โžก๏ธHo an’ny eto Antananarivo, azo raisina eny amin’ny foibe toeran’ny Ordre des Journalistes de Madagascar eny ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐˜† ny karatra, manomboka amin’ny ๐Ÿต๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ธ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐Ÿญ๐Ÿฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฏ๐Ÿฌ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ.
โžก๏ธHo an’ny faritra ivelan’Analamanga, halefa any amin’ny filoha lefitry ny OJM isam-paritra ny karatra, manomboka io talata io ihany koa.
๐Ÿ‘‰๐˜ˆ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ข๐˜ฉ๐˜ช๐˜ท๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ฐ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ด๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ’๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ต๐˜ณ๐˜ข 20000๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ข๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ข๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฉ๐˜ข ๐˜ช๐˜ฐ ๐˜ง๐˜ฐ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ช๐˜ฐ, ๐˜ฉ๐˜ฐ ๐˜ข๐˜ฏ’๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฐ ๐˜ต๐˜ด๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ง๐˜ข ๐˜ช๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ, ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ’๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜บ ๐˜”๐˜๐˜–๐˜“๐˜ˆ 0340132201 ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ’๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ’๐˜ช ๐˜๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜™๐˜ข๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ข๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ข. ๐˜ˆ๐˜ด๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ด๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ข๐˜ช๐˜ด๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ป๐˜บ ๐˜ด๐˜บ ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ด๐˜ฎ๐˜ด ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ญ๐˜ข๐˜ป๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜ช๐˜ข๐˜ด๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข.
Mahazo vahana amin’izao fotoana izao ny fanehoan-kevitra sy fampitam-baovao amina tambazotra sosialy. Manantitra ireto fampahatsiahivana manaraka ireto ny Ordre des Journalistes de Madagascar :
โ–ช๏ธ Ny mpanao gazety dia ny olona mpamoaka vaovao amina orinasa manana ny sata ara-dalร na maha-orinasa fanaovan-gazety azy, na manana fanamarinana hoe ยซย free-lanceย ยป ka mivarotra ny asa ataony amina orinasa manana sata ara-dalร na ho orinasa fanaovan-gazety (na an-tsoratra, na am-bava, na an-tsary, na amin’ny ยซย internetย ยป).
๐‘ต๐’๐’‰๐’ ๐’Š๐’›๐’‚๐’๐’š, ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’Š๐’‚๐’๐’‚, ๐’๐’‚ ๐’Œ๐’๐’‚ ยซย ๐’ƒ๐’‚๐’…๐’ˆ๐’†ย ยป ๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’”๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’‚๐’•๐’‚ ๐’‚๐’“๐’‚-๐’…๐’‚๐’ร ๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’”๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’-๐’ˆ๐’‚๐’›๐’†๐’•๐’š, ๐’๐’‚ ๐’‡๐’Š๐’‰๐’Š๐’“๐’‚๐’‰๐’Š๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’ˆ๐’‚๐’›๐’†๐’•๐’š ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’Ž๐’Š๐’…๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’—๐’†๐’๐’Š๐’—๐’†๐’๐’š ๐’‡๐’‚ ๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’ˆ๐’‚๐’›๐’†๐’•๐’š ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’..
โ–ช๏ธRaha ny lalร na manan-kery dia tokony hanana karatra maha mpanao gazety omen’ny OJM ireo izay mpanao gazety mahafeno fepetra. Ho an’ireo izay vao manomboka ilay asa kosa, dia ny karatra homen’ny orinasa fanaovan-gazety mijoro ara-dalร na ihany no manan-kery.
๐‘ต๐’š ๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’ˆ๐’‚๐’›๐’†๐’•๐’š ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚๐’‡๐’†๐’๐’ ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’‡๐’†๐’‘๐’†๐’•๐’“๐’‚ ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’š ๐’๐’ ๐’‚๐’“๐’๐’—๐’‚๐’’๐’๐’š ๐’๐’‚๐’ร ๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‡๐’†๐’‰๐’š ๐’๐’š ๐’”๐’†๐’“๐’‚๐’”๐’†๐’“๐’‚ ๐’Ž๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’๐’š ๐’‰๐’‚๐’Š๐’๐’, ๐’—๐’‚๐’Œ๐’š, ๐’‹๐’†๐’“๐’š.
โ–ช๏ธFehiny, tsy ny pejy amin’ny tambazotra sosialy na ny ยซย site webย ยป rehetra no pejy famoaham-baovao voasokajy ho ยซย presse en ligneย ยป.
๐‘ป๐’”๐’š ๐’Š๐’›๐’‚๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ ยซย ๐’‘๐’–๐’ƒ๐’๐’Š๐’„๐’‚๐’•๐’Š๐’๐’ย ยป, ๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’ˆ๐’‚๐’›๐’†๐’•๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’๐’‰๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’Š๐’๐’‚๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’Š๐’๐’•๐’”๐’๐’๐’š, ๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ ยซย ๐’Ž๐’Š๐’๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’•๐’Š๐’”๐’Ž๐’†ย ยป, ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’‚๐’•๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚- ๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’ˆ๐’‚๐’›๐’†๐’•๐’š ๐’‚๐’—๐’๐’Œ๐’๐’‚.
โ–ช๏ธ Rehefa tsy hita ny ยซย Directeur de publicationย ยป sy ny ยซย rรฉdacteur en chefย ยป, ohatra hoe any ivelany, dia ny mpanao gazety no tompon’andraikitra manoloana ny lalร na.
โ–ช๏ธNy ยซย publicationย ยป amina kaonty na pejy manokana, na koa ny ยซย commentaireย ยป tsy tandrina amina ยซย publicationย ยป an’olona amin’ny pejy manokana dia tsy arovan’ny lalร na mifehy ny serasera momba ny haino, vaky, jery.
โ€ผ๏ธ๐—ง๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐˜† ๐—”๐——๐—œ๐——๐—ฌ ๐˜€๐˜† ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ž๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—œ๐—ญ๐—”-๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ, ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐˜๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ..

๐Ÿ“ย ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป-๐—ท๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜†.

Miantsoroka andraikitra sarotra, mihatra aman’aina ny mpanao gazety, manatanteraka ny asany, mandrakotra ny fihetsiketsehana politika toy ny iainan’ny firenena amin’izao vanim-potoana izao. Mankahery manokana ny mpanao gazety nyย Ordre des Journalistes de Madagascar.

๐—™๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—”

Nisy ny tafa ho an’ny mpanao gazety, teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo, ny alakamisy 14 septambra 2023. Nisy mpanao gazety nanaitra ny Ordre des Journalistes de Madagascar , ny amin’ny nisiana fanavakavahana mpanao gazety navela niditra nanatrika ny tafa.

Manoloana izany indrindra dia manao izao fanambarana izao ny Ordre des Journalistes de Madagascar :

Iantohan’ny andininy faha-11 amin’ny Lalร mpanorenana malagasy sy ny Lalร na mifehy ny serasera amin’ny haino vaky jery eo amin’ny andininy faha-7 sy faha-60 ny fahalalahana maneho hevitra sy ny zon’ny mpanao gazety halalaka hitrandraka vaovao. Koa MANAMELOKA ny endrika fanavakavahana sy fanakantsakanana mpanao gazety amin’ny fahafahany mikaroka vaovao ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara.

Melohina ho fanitsakitsahana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny toy izany. Manantitra hatrany misarika ny sain’ny rehetra ny amin’ny asa masina iandraiketan’ny mpanao gazety, dia ny hampisitraka ny zo fototry ny olompirenena hahazo vaovao marina sy voamarina ary azo hamarinina, na inona na inona ny orinasan-gazety sy ny fironana politikan’ny orinasan-gazety iasany.

Manantitra ihany nefa mampahatsiahy ny mpanao gazety, hanaja ny tandro hasina sy ny malin’asan’ny asa fanaovan-gazety izay voafaritry ny andininy faha-58 amin’ny Lalร na mifehy ny serasera amin’ny haino vaky jery, tsy hamilivily ny vaovao ho amina tombontsoa manokana, ankoatry ny tombontsoam-bahoaka, indrindra amin’izao vanim-potoana mampafana ny raharaham-pirenena izao.

ยซย ๐™ˆ๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™œ๐™–๐™ฏ๐™š๐™ฉ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฉ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™–, ๐™ข๐™ž๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ’๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค๐™จ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™–ย ยป

Natao teto Antananarivo, ny 14 septambra 2023.

Ny Filohan’ny OJM RASOLOARISON Monica

โœ…๐—–๐—ก๐—œ๐——๐—›/๐—ข๐—๐— 
Toy ny tany Fitovinagny ny taona 2022, anjaran’ireo mpanao gazety any Maintirano no nisitraka fiofanana, avy amin’ny filohan’ny CNIDH, Seth Andriamarohasina, sady mpanao gazety, ny faran’ny herinandro teo. Fiofanana momba :
1 2 3 โ€ฆ 12