Tontosa, ny sabotsy 26 martsa, tao Ampefiloha, ny fihaonam-be voalohan’ireo mpanao gazety, mivondrona eo anivon’ny UJSM, mpikirakira vaovao fanatanjahantena.
Nodinihina sy niarahana namaritra ireo fomba hanatsarana sy hanamafisana ny fiainan’ny fikambanana.