Blog

Andry Elrà | nahazo ny loka voalohany tamin’ny Sokajy Amboaran-tononkalo.

Miarahaba an-dRAKOTONDRAIBE Andry Lalaina, mpanao gazetin’ny Radio Feon’Itasy (Radio Fy), Miarinarivo, faritra Itasy, mitondra ny solon’anarana Andry Elrà, nahazo ny loka voalohany tamin’ny Sokajy Amboaran-tononkalo.

[aigpl-gallery id= »15724″]