« Miara-mientana amin’ny tanora hametraka fandriampahalemana maharitra »

Atrikasa fiofanana amin’ny famoaham-baovao eny anivon’ny fiarahamonina


Village Zafimaniry Vatovory

Niantsoana ireo mpanao gazety sy ireo fiarahamonimpirenena misehatra amin’izay fanabeazana tanora izay

Nokarakarain’ny Tambazotran’ny Tanora OBS-MADA ( ivondronan’ireo tanora avy amin’ny firaisamonim-pirenena sy ireo tanora mpilatsaka an-tsitrapo hitondra fiovana sy fandriampahalemana maharitra)

Nitondra ny fanofanana Rtoa Liva Oelisoa Ramangason filoha lefitry ny holafitry ny mpanao gazety Amoron’i Mania sy ny Point focal leader Amoron’i Mania ny Tambazotran’ny Tanora OBS-MADA RAZAFIARISAONA Hasina

Fanabezana ny tanora amin’ny fizarana vaovao mba ho marim-pototra, miabo, voamarina sy voalanjalanja hitondra filaminana ho an’ny fiaraha-monina

Tanjona : hitondra fiovana , hametraka fandriampahalemana maharitra
Sary sy fampitam-baovao. Jean Aimé NOMENJANAHARY
Conseiller OJM Amoron’i Mania