Blog

Atrikasa mahakasika ny fanentanana amin’ny fanomezana Vitamine A

Atrikasa mahakasika ny fanentanana amin’ny fanomezana Vitamine A ny zaza enim-bolana ka hatramin’ny 59 volana ho an’ireo mpanentana fandaharana sy mpanao gazety aty amin’ny Faritra Amoron’i Mania,

Niarahana tamin’ny Sampandraharaham-paritry ny fahasalamam-bahoaka, tety amin’ny Village Zafimaniry.
Misaotra ny Radio Ainga nanome studio.
Source : VP OJM Amoron’i Mania.
[aigpl-gallery id= »14259″]