Blog

Fampirantiana mahakasika ny Zon’olombelona

Tontosa soamantsara teny amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely, ny andron’ny 08 desambra 2021, ny fampirantiana nokarakarain’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny Zon’olombelona (CNIDH), izay nandraisan’ny Holafitry ny Mpanao gazety (OJM) sy ireo mpisehatra amin’ny fampanajana ny Zon’olombelona anjara.

Ny Holafitra dia maneho etoana ny fisaorana ny CNIDH izay nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka izany hetsika izany. Manantitra ny fisaorana ihany koa ho an’ireo mpiara-miombonantoka izay nifanome tanana taminy, ary ny Fikambanana isan-tsokajiny eo amin’ny asa fanaovan-gazety sy ireo Mpanao gazety izay tonga maro nifanotrona teny an-toerana.
[aigpl-gallery id= »10112″]
Dans le cadre de la célébration du 73ème anniversaire de la Déclaration universelle des droits de l’Homme, l’exposition organisée par la Commission Nationale Indépendante des Droits de l’Homme (CNIDH), a bien eu lieu ce 08 décembre 2021 sur le Parvis de l’Hôtel de Ville Analakely. Aux côtés des autres entités œuvrant dans la promotion des Droits de l’Homme, l’Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) y a pleinement pris part à travers son stand.
L’Ordre adresse ses chaleureux remerciements à tous ceux qui l’ont accompagné, épaulé et qui lui ont permis d’être présent à cet événement, en l’occurrence la CNIDH, les partenaires, ainsi que les Associations de journalistes et les Journalistes qui sont venus nombreux sur place.