Tag Archives: Holafitry ny Mpanao gazety

Tontosa soamantsara teny amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely, ny andron’ny 08 desambra 2021, ny fampirantiana nokarakarain’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny Zon’olombelona (CNIDH), izay nandraisan’ny Holafitry ny Mpanao gazety (OJM) sy ireo mpisehatra amin’ny fampanajana ny Zon’olombelona anjara.