Blog

KARATRA ANDIANY FAHATELO

Mpanao gazety 73 tamin’ireo nandefa antontan-taratasy fangatahana 122 no nahazo fankatoavana vonjy maika avy amin’ny Vaomiera isasahana foibe na ny CPC, hisitraka ny karatra maha matihanina andiany fahatelo.

Hatramin’ny 7 MEY 2023 ny fanaovana « réclamations », ka azo atao ny manatona eny amin’ny foibetoeran’ny OJM isa-maraina (9ora-12ora) handraisana izany.

Indro ny rohy ahitana ny lisitra vonjy maika, izay azo jerena eny amin’ny foibetoeran’ny OJM Ambohidahy rahateo.

Jereo eto ny Lisitra 

[aigpl-gallery id= »15799″]