Niara nivory tamin’ireo komity mpanomana ny 8 Martsa ny mpanao gazety avy eto Manakara, nandray ireo toromarika sy tsara ho fantatra homena ny mpiara-belona .
Tanjona ny hivoizana ireo vaovao marina mialoha, mandritra ary aoriana momba ny fankalazana ny 8 Martsa izay i Manakara no handray ofisialy izany amin’ity taona 2022 ity
Source: Faré de Madagascar ofisialy