NIFAMPIARAHABA SY NIFAMPIRARY SOA NOHO NY FAHATRATRARANA NY TAONA VAOVAO IZAHAY AO ANATIN’NY FIANAKAVIAMBEN’ NY MPANAO GAZETY SY MPIKIRAKIRA SERASERA ETO ANTSIRABE NY 11/02/2022, LANONANA NATAO TAO AMIN’NY TIA VAHINY ARY NAFANAIN’NY LAMAKO MOZIKA.
« Tahaka ny tamin’ny taon-dasa dia efa atao fomba fanao ny fihaonana toy izao mba ho fanamafisana ny firaisankinan’ny mpanao gazety ».
« Sarotra sy mitaky herim-po ary fahasahiana ny fiatrehana ny asa fanangonana sy fampitana vaovao mba tsy hahatompon-trano mihono ny vahoaka manoloana ny fizotra ny fiainam-pirenena, tena ilaina noho izany ny fifanohanana sy ny firaisankina ».
[aigpl-gallery id= »13209″]