
๐๐ก๐ง๐ฆ๐ข ๐๐๐ก๐๐๐ฅ๐๐ก๐: ๐๐ฉ๐๐๐๐ข ๐๐๐๐ฆ๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐๐ก๐๐ข ๐๐๐ญ๐๐ง๐ฌ

Zava-misy naharaisana tatitra :

Faritra ๐๐๐๐ก๐ : Norarร na tsy haka vaovao nandritra ny tranga fahamaizana milina mpamokatra herinaratra, ny mpanao gazetin’ny KOLO TV sy ny Radio Jupiter ;

Faritra ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : Nanaovana fanadihadiana ny mpanao gazety telo, tohin’ny fitoriana azy ireo, taoriana famoahana vaovao, momba ny tranga fakร na tany ;

Faritra ๐๐๐๐๐๐ : Nalaina baraka imasom-bahoaka sy tsy nomena vaovao ny mpanao gazetin’ny Radio Fanasina, nikaro-baovao fanamarinana momba ny tranga fandrodanana trano ;

Faritra ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐ : Rahonana ny mpanao gazety, hoe hanaovana tatitra any amin’ny Lehibe, rehefa tsymanaraka ny fandaminana eny ifotony ;

Faritra ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : Sahirana ny mpanao gazety mitrandraka fanamarinam-baovao, noho ny fikatonan’ny loharanom-baovao sasany .

๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ :
Manoloana ireo indrindra no anaovanay ireto fanambarana sy antso fanairana manaraka ireto :

Melohina marin-drano ny endrika rehetra fanohintohinana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety toy izany, mamparefo ny zo ho amin’ny fahalalahana miteny, fototry ny demokrasia ;

Miantso ho amin’ny fahazoana malalaka ny vaovao, ho amin’ny fampitsaharana ny fanilikilihana sy fikatonana, fanaovana sakantsakana ary ny fandrahonana ireo mpanao gazety ataona olom-boatendry sy olom-boafidy EO AM-PANATANTERAHANA NY ASANY.

๐๐ข ๐๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐ ๐ ๐ฃ๐๐ก๐๐ข ๐๐๐ญ๐๐ง๐ฌ :

Miantso antsika hanaja ny lalร na mifehy, ny tandrohasina sy ny malinasan’ny asa fanaovan-gazety. (รฉthique et dรฉontologie) ;

Mampahatsiahy fa tsy asa fanaovan-gazety velively ny famoahana vaovao amin’ny kaonty na takelaka manokana an-tambazotran-tserasera. Tsy voaaron’ny lalร nan’ny asa fanaovan-gazety isika ao anatin’izany.
๐๐ข ๐๐๐๐ฅ๐๐๐-๐ ๐๐๐ก๐ง๐๐ก๐: ๐ด๐๐๐๐ โ๐๐๐๐ฆ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ง๐๐ก๐ฆ, ๐๐ โ๐๐๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ก๐๐๐ก๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ยซย ๐ด๐๐ธ๐ฟ๐ด๐ ๐ป๐ผ๐ด๐๐ด ๐๐ด๐ฟ๐ด๐ฟ๐ด๐พ๐ด ๐๐ ๐๐๐ด๐๐ด๐ ๐บ๐ด๐๐ธ๐๐ย ยป, ๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ. ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ง๐๐ ๐๐ โ๐๐ก๐๐๐๐๐’๐๐ฆ 18 ๐๐๐๐, ๐ด๐๐๐๐ ๐ผ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ฆ ๐๐โ๐๐ก๐๐๐ฆ ๐๐๐ฃ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐โ๐๐๐๐๐.
Ny Biraon’ny Holafitry ny Mpanao Gazety eto Madagasikara.
Natao teto Antananarivo, ny 2 jona 2023.
————————————————————————–

๐๐ก๐ง๐๐ฅ๐ฃ๐๐๐๐๐ง๐๐ข๐ก
Le Bureau de l’Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) a รฉtรฉ saisi d’un certain nombre de cas :

Rรฉgion ๐๐๐๐๐ : Des journalistes de Kolo TV et de la Radio Jupiter ont รฉtรฉ empรชchรฉs de collecter des informations relatives ร l’incendie d’un groupe รฉlectrogรจne ;

Rรฉgion ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : Un reportage sur un cas de litige foncier a valu ร trois journalistes une plainte suivie d’une enquรชte ;

Rรฉgion ๐๐๐๐๐๐ : Les journalistes de la Radio Fanasina ont รฉtรฉ pris ร partie par un responsable et ont fait l’objet de dรฉnigrements en public alors qu’ils couvraient et recoupaient des informations relatives ร une dรฉmolition ;

Rรฉgion ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐ : Les journalistes ont รฉtรฉ menacรฉs de ยซย rapports ร chargeย ยป ร leur encontre s’ils n’obรฉissent pas aux consignes imposรฉes lors des couvertures mรฉdiatiques ;

Rรฉgion ๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐ : Les journalistes signalent la difficultรฉ d’accรจs aux informations .
๐๐ฎ๐ฐ๐ฒ ร ๐ฐ๐ฒ๐น๐ฎ, ๐น๐ฒ ๐๐๐ฟ๐ฒ๐ฎ๐ ๐ฑ๐ฒ ๐น’๐ข๐๐ :

Exprime son inquiรฉtude et condamne ces cas d’entrave ร la libertรฉ de collecter librement des informations, un des piliers de la libertรฉ de la presse;

Appelle au libre accรจs ร l’information, tel que le consacre la loi, ainsi qu’ร la cessation des actes pouvant constituer des obstacles ร cet accรจs ร l’information, les intimidations et menaces perpรฉtrรฉes par certains dรฉpositaires du pouvoir, รฉlus et nommรฉs, ร l’encontre des journalistes dans l’exercice de leurs fonctions.

๐๐ฒ ๐๐๐ฟ๐ฒ๐ฎ๐ ๐ฑ๐ฒ ๐น’๐ข๐๐ ๐ฟ๐ฎ๐ฝ๐ฝ๐ฒ๐น๐น๐ฒ ๐๐ผ๐๐๐ฒ๐ณ๐ผ๐ถ๐ ๐ฎ๐๐
๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฎ๐น๐ถ๐๐๐ฒ๐ :

La nรฉcessitรฉ de respecter les lois en vigueur, ainsi que l’รฉthique et la dรฉontologie;

Les publications sur des pages ou comptes personnels n’entrent pas dans le champ d’action des textes rรฉgissant la profession.
Le bureau de l’Ordre des Journalistes de Madagascar
Fait ร Antananarivo, le 2 juin 2023.