Mahazo vahana amin’izao fotoana izao ny fanehoan-kevitra sy fampitam-baovao amina tambazotra sosialy. Manantitra ireto fampahatsiahivana manaraka ireto ny
Ordre des Journalistes de Madagascar :

Ny mpanao gazety dia ny olona mpamoaka vaovao amina orinasa manana ny sata ara-dalàna maha-orinasa fanaovan-gazety azy, na manana fanamarinana hoe « free-lance » ka mivarotra ny asa ataony amina orinasa manana sata ara-dalàna ho orinasa fanaovan-gazety (na an-tsoratra, na am-bava, na an-tsary, na amin’ny « internet »).
𝑵𝒐𝒉𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒏𝒚, 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒔𝒂𝒍𝒐𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒎𝒊𝒂𝒏𝒂, 𝒏𝒂 𝒌𝒐𝒂 « 𝒃𝒂𝒅𝒈𝒆 » 𝒂𝒏𝒂 𝒐𝒓𝒊𝒏𝒂𝒔𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒂𝒕𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒅𝒂𝒍à𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂 𝒐𝒓𝒊𝒏𝒂𝒔𝒂 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒏-𝒈𝒂𝒛𝒆𝒕𝒚, 𝒏𝒂 𝒇𝒊𝒉𝒊𝒓𝒂𝒉𝒊𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒈𝒂𝒛𝒆𝒕𝒚 𝒅𝒊𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒊𝒅𝒊𝒌𝒂 𝒗𝒆𝒍𝒊𝒗𝒆𝒍𝒚 𝒇𝒂 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒈𝒂𝒛𝒆𝒕𝒚 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐..

Raha ny lalàna manan-kery dia tokony hanana karatra maha mpanao gazety omen’ny OJM ireo izay mpanao gazety mahafeno fepetra. Ho an’ireo izay vao manomboka ilay asa kosa, dia ny karatra homen’ny orinasa fanaovan-gazety mijoro ara-dalàna ihany no manan-kery.
𝑵𝒚 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒈𝒂𝒛𝒆𝒕𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒇𝒆𝒏𝒐 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒇𝒆𝒑𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒊𝒉𝒂𝒏𝒚 𝒏𝒐 𝒂𝒓𝒐𝒗𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒍𝒂𝒍à𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒇𝒆𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒓𝒂𝒔𝒆𝒓𝒂 𝒎𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒏𝒚 𝒉𝒂𝒊𝒏𝒐, 𝒗𝒂𝒌𝒚, 𝒋𝒆𝒓𝒚.

Fehiny, tsy ny pejy amin’ny tambazotra sosialy na ny « site web » rehetra no pejy famoaham-baovao voasokajy ho « presse en ligne ».
𝑻𝒔𝒚 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 « 𝒑𝒖𝒃𝒍𝒊𝒄𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 », 𝒏𝒂 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒈𝒂𝒛𝒆𝒕𝒚 𝒕𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒊𝒍𝒂𝒚 𝒂𝒔𝒂 𝒊𝒏𝒕𝒔𝒐𝒏𝒚, 𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 « 𝒎𝒊𝒍𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒊𝒔𝒎𝒆 », 𝒅𝒊𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒂𝒕𝒂 𝒎𝒂𝒉𝒂- 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒈𝒂𝒛𝒆𝒕𝒚 𝒂𝒗𝒐𝒌𝒐𝒂.

Rehefa tsy hita ny « Directeur de publication » sy ny « rédacteur en chef », ohatra hoe any ivelany, dia ny mpanao gazety no tompon’andraikitra manoloana ny lalàna.

Ny « publication » amina kaonty na pejy manokana, na koa ny « commentaire » tsy tandrina amina « publication » an’olona amin’ny pejy manokana dia tsy arovan’ny lalàna mifehy ny serasera momba ny haino, vaky, jery.

𝗧𝘀𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗸𝘆 𝗔𝗗𝗜𝗗𝗬 𝘀𝘆 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗞𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗮𝗿𝘆 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗜𝗭𝗔-𝗠𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮, 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘀𝗮𝘁𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗴𝗮𝘇𝗲𝘁𝘆 𝗺𝗮𝘁𝗶𝗵𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮..