Mpanao gazety 21 anatin’ny Faritra Amoron’i Mania no namaly ny antso, nandray anjara tamin’ny atrikasa, nokarakarain’ny FID (Fonds d’Intervention pour le Dรฉveloppement), ho fampahafantarana ny antsoina hoe ยซย Protection Socialeย ยป na fiahiana ara-tsosialy, ny alakamisy 22 jona 2023.
Ankoatra izao atrikasa izao, hisy ny ยซย voyage de presseย ยป hitondrana ireo mpanao gazety ireo hitsidika sy hamantatra ireo karazana asa fiahiana ara-tsosialy ataon’ny FID miaraka amin’ny Foibem-paritry ny Mponina Amoron’i Mania.
๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ : Birao OJM Amoron’i Mania.
[aigpl-gallery id=ย ยป15868″]