Blog

29 may 2022 Fetin’ny reny.

❤️Miarahaba sy mirary soa ny reny rehetra, indrindra ny reny mpanao gazety, tratr’izao fetin’ny reny izao, izahay eto amin’ny OJM.


🎉Fanomezana atolotra ho antsika sy araka ny nampanantenaina, ny horonan-tsary fizarana fahaiza-manao momba ny fikolokoloana endrika amam-bika, avy amin’i Ellys Raza, ho an’ny vehivavy mpanao gazety, tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena ny 6 aprily 2022.
🎤Ellys Raza, « Miss Madagascar 1990 », miasa sy monina any Frantsa, misehatra eo amin’ny fikarakarana endrika amam-bika, avy amin’ny akora voajanahary, raha tsiahivina.
🎤Hafaliana ho azy ny hifandray amintsika mpanao gazety amin’ny kaonty facebook Ellys Raza, na ny adiresy mailaka ellys raza@gmail.com

©Ravo