𝗖𝗡𝗜𝗗𝗛/𝗢𝗝𝗠
Toy ny tany Fitovinagny ny taona 2022, anjaran’ireo mpanao gazety any Maintirano no nisitraka fiofanana, avy amin’ny filohan’ny CNIDH, Seth Andriamarohasina, sady mpanao gazety, ny faran’ny herinandro teo. Fiofanana momba :
ny zo sy ny andraikitry ny mpanao gazety
ny lalàna fototry ny asa fanaovan-gazety
ny fetra sy ny fahalalahana miteny
ny fiarovana ny mpanao gazety amin’ny asany
————————————————————————–
𝗖𝗡𝗜𝗗𝗛/𝗢𝗝𝗠
Après ceux de Fitovinagny, les journalistes de Maintirano ont bénéficié, en fin de semaine dernière, d’une formation dispensée par Seth Andriamarohasina, président de la CNIDH et à la fois journaliste. Formation sur :
la liberté d’expression et la protection des journalistes
les points d’ancrage juridique de la presse
les devoirs et les droits des journalistes
[aigpl-gallery id= »15906″]