Blog

Fankasitrahana avy tamin’ny CGHV

FANKASITRAHANA
Nahazo fankasitrahana avy tamin’ny CGHV Compagnie Générale d’Hydroélectricité de Volobe ny Holafitry ny Mpanao Gazety Faritra Atsinanana sy ny Fikambanan’ny mpanao gazety AJT ary ny VMT.

Vokatry ny fahamatoran’ny fiaraha- miasa tamin’ny fivoizana ny vaovao ho an’ity tetik’asa Volobe II ity.
Niatrika sy nanome voninahitra ny fotoana ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Faritra Atsinanana, VOLOLONIAINA Aniella Elisabelle.
Fampitam-baovao sy sary : Zamany François Jean Jacques, filoha lefitra OJM Atsinanana.