Blog

IEP MADAGASCAR- OJM

IEP MADAGASCAR- OJM
Nahazo fanasana, nandray anjara tamin’ny hetsika « Forum des métiers », nokarakarain’ny IEP Madagascar, teny Ampandrana, ny 17 sy 18 martsa 2022 ny Holafitry ny Mpanao gazety eto Madagasikara.

Tanjon’ny hetsika ny fampihaonana ny mpianatra ao amin’ity oniversite ity sy ny sehatry ny asa. Eo ihany koa ny fampahafantarana ny fomba fiasa eny anivon’ny andrimpanjakana sy ny fikambanana tsy miankina izay nandray anjara tamin’izany
Maro ireo mpianatra liana, nanadihady momba ny asa fanaovan-gazety. Tsiahivina fa ny Hay Politika mivoy ny fampandrosoana, ny fiarahamonina politika, ny fitantanana handrindrana ny firenena no anisany ampianarina ao amin’ny IEP Madagascar.
L’OJM a été invité à prendre part au « Forum des métiers », organisé par l’IEP Madagascar, les 17 et 18 mars 2022, à Ampandrana. Cet événement a eu pour finalité de permettre aux étudiants d’établir un contact avec les institutions et organes non gouvernementaux.
Les étudiants ont ainsi pu notamment se mettre au fait du métier de journaliste, ainsi que des missions de l’OJM, en l’occurrence celle de réguler l’exercice de la profession.
A rappeler que l’IEP Madagascar dispense entre autres des formations sur les Sciences politiques, l’Environnement, le Développement durable, le Relations internationales, la Communication ou encore le Journalisme.
[aigpl-gallery id= »14235″]