Inter Médias 2023 « IRAY ENY AN-KIANJA »

Inter Médias 2023 « IRAY ENY AN-KIANJA »


ho an’ireo orinasan-gazety sy fikambanan’ny mpanao gazety

Basikety Lahy sy Vavy (12, anatiny ny mpanazatra roa)

Kitra Lahy (15, anatiny ny mpanazatra roa)

Fifanintsanana 22 sy 23 aprily

Manasa-dalana sy famaranana 6 mey

Toerana : Antananarivo

anjara : 60 000 ariary isaky ny orinasan-gazety (Taranja roa), arotsaka MVOLA 0340903569 amin’ny anaran’i Kantosoa, eo am-pisoratana anarana

Fisoratana anarana : alefa amin’ny adiresy mailaka intermedias.ojm@gmail.com, ny 7 hatramin’ny 17 aprily 2023