TOMPON-DAKA CHANUT
Miarahaba an’i Julianna Valéria, nahazo ny « champion en nutrition » (Chanut) Faritra Atsimo Atsinanana, mpanao gazety avy ao amin’ny RNM TVM Vangaindrano, nandritra ny fifaninanana nokarakarain’ny ASOS, GIZ PROSAR, CHANUT tao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana.
Hanatevina ireo mpanao gazety, mpanakanto, mpanao fanatanjahantena, mpanao politika izy mivoy sy manentana momba ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo.
Fifantenana ireo antontan-taratasy sy ny fiatrehan’ireo mpifaninana ny mpitsara no nahafahana namoaka izao vokatra izao.