Blog

Karatra maha-mpanao gazety andiany faharoa.

Karatra maha-mpanao gazety andiany faharoa.
Manodidina ny 500 ireo antontan-taratasy fangatahana karatra maha-matihanina hodinihina, ho amin’ny famoahana karatra andiany faharoa.


Nanomboka ny 18 may 2022 ny asa fikirakirana fandinihana izany, eo anivon’ny CPC.
Kendrena hivoaka afaka roa volana ny karatra maha-matihanina ho an’ny mpanao gazety, raha ny vinan’asa nofaritana.