Blog

Le journalisme sous l’emprise du numérique

« Le journalisme sous l’emprise du numérique ». Lohahevitry ny Andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny 3 may 2022.

Toy izao ny fandaharam-potoana ho an’ny fanamarihana nasiônaly :
– 8h : Fanombohana amin’ny fanolorana ny asa fanatsarana ny tsangambaton’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety, Analakely
– 9h30 : Lanonana « Media Award », Canal Olympia Andohatapenaka
– 12h : Lanonana fanolorana ny asa fanavaozana ny birao iasan’ny OJM, Ambohidahy
– 14h : « Mivantana », tafatafan’ny samy mpanao gazety, dinika arahina adihevitra iresahana ny lohahevitra « La liberté de presse, à l’ère du numérique », anasàna antsika mpanao gazety, Carlton Anosy.
Maro, ankoatr’izay, ireo hetsika karakaraina eny anivon’ny Faritra, hanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety.
« Mpanao gazety matianina, miray hina ho amin’ny fampandrosoana ».
Ankasitrahana ireo mpiara-miombon’antoka rehetra amin’ny OJM.