LISITR’IREO MPANAO GAZETY HAHAZO KARATRA (Andiany faharoa)

Ity ny rohy, ahazoana mijery ny lisitra vonjy maika, ahitana ny mpanao gazety, andiany faharoa.

Alefa amin’ny cpc@ojm.mg ny fitarainana na fanamarihana, hatramin’ny 3 jolay 2022.
ka atao mazava tsara ao ny ANARANA | Laharana Finday | Faritra