Blog

Mangataka fiaraha-miasa ny TVM/RNM Vohemar

FANGATAHANA FIARAHA-MIASA
Mangataka fiaraha-miasa ny amin’ny hikarohana ireo fitaovana very tamina vaky trano ny mpanao gazety, RNM TVM Vohémar.


Efa nanokatra fanadihadiana momba izao ny mpitandro filaminana any an-toerana.
Mankahery ireo mpanao gazety sy miara-miasa anatin’izao tranga izao ny OJM.

Fampitam-baovao sy sary : Birao OJM SAVA