Blog

Namoy namana isika. RANDRIANANDRASANA Benjamin Sullivan

Misaona ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety.
Namoy namana isika. RANDRIANANDRASANA Benjamin Sullivan , RNM Morondava , DRCC Menabe.
Ny biraon’ny OJM dia mankahery indrindra ny fianakaviany.
Mankahery ihany koa ireo mpiara-miasa taminy.