Blog

Nodimandy i Nantenaina | Radio Maherlla Ilakaka

Misaona ny fianakaviamben’ny mpanao gazety.
Nodimandry ny alahady 15 janoary 2023 i ANDRIANANTENAINA François Deshle, mpanao gazetin’ny Radio Maherlah, any Ilakaka, faritra Ihorombe.
Nanao ny asa nanomboka ny taona 2007.

Efa any Alakamisin’Ambohimaha ny nofony ary halevina any.
Miara-ory sy mankahery ny fianakaviany, ny tapaka sy namany, ny mpiara-miasa aminy ny OJM.

Fampitam-baovao sy sary : OJM Ihorombe.