Iray amin’ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny OJM ny e-fandrai.
Izy no miandraikitra ny tranon-kalam-pifandraisana sy ny pejy amin’ny tambajotran-tseraseran’ny OJM, ny fanamboarana sy ny fanontana ny « carte professionnelle des journalistes » sy ny « autocollants de presse ».
Manome tolotra izy ho an’ny orinasa an-gazety.



