Blog

TSY MIANKINA MANOHANA NY MPANAO GAZETY

FITOVINAGNY SY NY ASA FANAOVAN-GAZETINY
———-
Nahazo fanamiana mitovy (gilet) avy amin’ny fikambanana mpanao asa soa Fifanampiana Centre Rassoul Akram (FCRA) ireo mpanao gazety mivondrona ao amin’ny Amicale des Journalistes et des animatechs Privée de Manakara (AJAPM) sy ireo mpanao gazety mpikambana ao amin’ny holafitry ny mpanao gazety ao amin’ny Distrikan’i Vohipeno .

Amin’ny anaran’ny holafitry ny mpanao gazety OJM Fitovinagny no anolorana ny teny fisaorana ho an’ny mpanome dia ny fikambanana FCRA izany.