Mahazo vahana amin’izao fotoana izao ny fanehoan-kevitra sy fampitam-baovao amina tambazotra sosialy. Manantitra ireto fampahatsiahivana manaraka ireto ny Ordre des Journalistes de Madagascar :
Ny mpanao gazety dia ny olona mpamoaka vaovao amina orinasa manana ny sata ara-dalร na maha-orinasa fanaovan-gazety azy, na manana fanamarinana hoe ยซย free-lanceย ยป ka mivarotra ny asa ataony amina orinasa manana sata ara-dalร na ho orinasa fanaovan-gazety (na an-tsoratra, na am-bava, na an-tsary, na amin’ny ยซย internetย ยป).
๐ต๐๐๐ ๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐ ยซย ๐๐๐
๐๐ย ยป ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐-๐
๐๐ร ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐..
Raha ny lalร na manan-kery dia tokony hanana karatra maha mpanao gazety omen’ny OJM ireo izay mpanao gazety mahafeno fepetra. Ho an’ireo izay vao manomboka ilay asa kosa, dia ny karatra homen’ny orinasa fanaovan-gazety mijoro ara-dalร na ihany no manan-kery.
๐ต๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐ร ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐, ๐๐๐๐.
Fehiny, tsy ny pejy amin’ny tambazotra sosialy na ny ยซย site webย ยป rehetra no pejy famoaham-baovao voasokajy ho ยซย presse en ligneย ยป.
๐ป๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ยซย ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ย ยป, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐ ยซย ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ย ยป, ๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐- ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐.
Rehefa tsy hita ny ยซย Directeur de publicationย ยป sy ny ยซย rรฉdacteur en chefย ยป, ohatra hoe any ivelany, dia ny mpanao gazety no tompon’andraikitra manoloana ny lalร na.
Ny ยซย publicationย ยป amina kaonty na pejy manokana, na koa ny ยซย commentaireย ยป tsy tandrina amina ยซย publicationย ยป an’olona amin’ny pejy manokana dia tsy arovan’ny lalร na mifehy ny serasera momba ny haino, vaky, jery.
๐ง๐๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ธ๐ ๐๐๐๐๐ฌ ๐๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐๐๐๐๐ญ๐-๐ ๐๐ก๐๐ข ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ, ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐๐ฎ๐๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ..