𝗖𝗡𝗜𝗗𝗛/𝗢𝗝𝗠
Toy ny tany Fitovinagny ny taona 2022, anjaran’ireo mpanao gazety any Maintirano no nisitraka fiofanana, avy amin’ny filohan’ny CNIDH, Seth Andriamarohasina, sady mpanao gazety, ny faran’ny herinandro teo. Fiofanana momba :
Nandritra ny fankalazana ny fiverenan’ny fahaleovan-tena, dia ny andron’ny faha 26 Jona 2023 lasa teo, dia nandray anjara mavitrika tamin’ny fanatanterahana filaharana ihany koa ny namana mpanao gazety tany amin’ny faritra