Inter Médias 2023 « IRAY ENY AN-KIANJA »
ho an’ireo orinasan-gazety sy fikambanan’ny mpanao gazety
Basikety Lahy sy Vavy (12, anatiny ny mpanazatra roa)
Kitra Lahy (15, anatiny ny mpanazatra roa)
Fifanintsanana 22 sy 23 aprily
Manasa-dalana sy famaranana 6 mey
Toerana : Antananarivo
anjara : 60 000 ariary isaky ny orinasan-gazety (Taranja roa), arotsaka MVOLA 0340903569 amin’ny anaran’i Kantosoa, eo am-pisoratana anarana
Fisoratana anarana : alefa amin’ny adiresy mailaka intermedias.ojm@gmail.com, ny 7 hatramin’ny 17 aprily 2023
Anatin’ity rohy ity ny taratasy fisoratana anarana https://drive.google.com/…/1ctRh5NNSCg0hMp3AJDr…/view…
Mandraisa anjara !