Blog

Fifaninanana PRIX MARTIN ALDER AWARD 2021.

Miarahaba ny namana mpanao gazety Riana RAYMOND nahazo ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana PRIX MARTIN ALDER AWARD 2021.

Fanatontosana horonantsary fanadihadiana lalina no ahafantaran’ny maro azy eo amin’ny sehatry ny asa fanaovan-gazety ary mbola izay ihany koa no nifotorany ka nahazoany izao laharana voalohany izao.