Lany ho solon-tenan’ny Holafitry ny mpanao gazety eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (CENI) i Ralaisoavamanjaka Andriamarotafikatohanambahoaka (Soava Andriamarotafika). Vato 30 no azony, tamin’ny mpifidy 47.
16 ny vato azon’ny kandida Olivier Emile Rasamizatovo ary 1 no azon’ny kandida Vavah Mandimbisoa Rakotoarivonjy.
Source: https://depeche-taratra.mg